by Hira | Dec 6, 2025 | Paroles
Tompo ô (Tompo ô) Amen (Amen) Tompo ô (Tompo ô) Amen (Amen) Amen (x12) Ho Anao atolotray, ô ry Tompo raisonao Izay anananay anarano fo izao Ny ho velona aminao no fanirianay Ka raiso anjakao, ô ry Tompo tia anay Amen (x12) Ny ho eo akaikinao, hanao ny sitrakao Izay no...
by Hira | Dec 6, 2025 | Paroles
1 – Hirao hanako eran-dranitra (x2) Ny haleloia sy ny hosana Ho an’i Kristy Tompo, Jesoa ‘Lay zanaky ny Avo Izay tonga hanavotra antsika Faingana ry mino Indro efa miandry anao Jesoa 2 – Fa sambatra izay mahatoky Anao (x2) Toloranao ny...
by Hira | Dec 6, 2025 | Paroles
[x2] Hafaliana sy fiadanam-po No hameno ny fiainanao miaraka amin’i Jesoa Kristy Izy irery no azo antoka Fa hitondra anao ho amin’ny fiainan-tsambatra Ny fianina izay ela izay Rakotr’aizina izao tontolo izao Koa meteza hanova izany indray Miverana...
by Hira | Nov 15, 2025 | Paroles
Kristy dia ho avy indray Hitondra hazavana Omega sy Alfa Lehibe tokoa Tena ho avy Izy Miomàna re Handray ny fitsaràny Ry firenena (rehetra) Handray ny fitsarany Ry firenena 🎶🎶🎶 Jereo ilay tanàna Masina anie Nodiovin’ny Tompo Tamin’ny ràny...
by Hira | Oct 18, 2025 | Paroles
[x2] Olon’afaka ! izay mandray ny teny soa F’izy no nifidy ny anjara tsy ho lo Nomena azy ny famonjena Nomana azy ny fahendrena Nomena azy ny fifaliana Nomena azy tsy novidiana Fa Jesosy no Tompoina Izy irery no henoina Ka mandroso izy tsy mirona...