by Hira | May 30, 2026 | Paroles
[Ens – Unisson] Ianao izay sasatra mikataska ny soa Mba hanamaivana ny zioganao Jesoa irery ihany no mahafa-po Manaiky hitondra izany ho anao [Ens – 3 voix] Ianao izay sasatra mikataska ny soa Mba hanamaivana ny zioganao Jesoa irery ihany no mahafa-po...
by Hira | May 30, 2026 | Paroles
Misaora misaora An’Andriamanintsika Ô ry firenena Ary asandrato koa Ny feo fiderana Azy Mba ho re Izay nampitoetra NY fanahintsika Amin’ny fiainana Feo1: Izay nampitoetra NY fanahintsika Amin’ny fiainana Ka tsy mba namela ireo Tongotsika koa...
by Hira | May 30, 2026 | Paroles
STRUCTURE : And1(x 2) – Refrain – Feon-kira – And2 – Refrain (x2) Andininy 1: Fitiavan’i Neny Dia fitiavana tsara Tsy aritro mantsy Ka tiako ambara Fonosin’ny heviny Ilay fahendreny Ka tratrany hatrany Izay zava-kendreny...
by Hira | Dec 6, 2025 | Paroles
Tompo iray, finoana iray No mampijoro antsika indray Asandratsika ho an’ny Ray Ny vavaka mampifandray Ry Jesoa tia, ampireheto Ny jiron’ny finoanay Anao Ampitomboy, Ho taratry ny fitiavanay Anao Hitory ho an’ireo tsy mino No hiraka sy asa atao Ny...
by Hira | Dec 6, 2025 | Paroles
Izahay taninketsa mankalaza Anao ry Jesoa zoky Miaraka amin’ny anjely maro izay mihoby Anao an-danitra ao Na madinika aza izahay Mankalaza Anao Jehovah RAy Mendrika ho deraina ny anarano fa masina sy marina Izahay taninketsa mankalaza Anao ry Jesoa zoky Miaraka...