1 –
Hirao hanako eran-dranitra (x2)
Ny haleloia sy ny hosana
Ho an’i Kristy Tompo, Jesoa
‘Lay zanaky ny Avo
Izay tonga hanavotra antsika
Faingana ry mino
Indro efa miandry anao Jesoa
2 –
Fa sambatra izay mahatoky Anao (x2)
Toloranao ny fahasambarana
Izay mino Anao, Jesoa
‘Lay zanaky ny Avo
Izay tonga hanavotra antsika
Faingana ry mino
Indro efa miandry anao Jesoa
Structure : 1 – 2 – 1 efa miandy anao, Jesoa

