AHY JESOSY

Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy Raha mandinika ny tontolo ety Toa hanjakan’ny haizina Ka ny marina indray no miafy Indraindray aza aho , dia solafaka mihintsy Mialona ireo mpanao ratsy Hanome tsiny anao ry Ray Hifonako eto izany Fiverenena Ry foko tomany ,...

TANORAN’I JESOSY KRISTY

Tanoran’i Jesosy Kristy no mandeha Mitory ny filazan-tsara Tsy sasatra e na lavitra aza no aleha Fa misy ilay mpikarakara Avia re  ry olona Avia re izay noana Tanoran’i Jesosy Kristy no mandeha Mitory ny filazan-tsara Tanoran’i Jesosy Kristy no...

NY ANARANAO MAHERY

Saotra dera laza no atolotro anao e Fa mahagaga loatra ny fitondranao Saotra dera laza no atolotro anao e Fa maminay loatra ny eo anilanao [x2] Ny anaranao mahery mahery mahery Mampandresy mandresy mandresy Fa velon-kira hira fiderana Ho Anao izahay Saotra dera laza...

NY LOZA MPISY

[STRUCTURE : Pam – Solo – Refrain – feon-kira – Pam – Solo – Refrainx2 – ouuu] Pam pam pam Pam pam pam Ho zakaiko irery ny entako eto anoloana Mandrapiantson’ny Ray ahy handray Ilay tany mazava sy mamiratra lava Honina...

HIRA HO AN’I DADA

Ry Dada ô ! Ianao ry Dada tiana ‘Zay nahabe sy naha toy izao Ny fonay faly, feno fifaliana Maneho anio ny fiarahabana anao Ka ny andro anio dia androm-pifaliana Miavaka natokanay ho anao Fitiavana tsy lany hamamiana Ry Dada ô ! Isaoranay anao Ry Dada ô !...