by Hira | Aug 2, 2026 | Paroles
Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy Raha mandinika ny tontolo ety Toa hanjakan’ny haizina Ka ny marina indray no miafy Indraindray aza aho , dia solafaka mihintsy Mialona ireo mpanao ratsy Hanome tsiny anao ry Ray Hifonako eto izany Fiverenena Ry foko tomany ,...
by Hira | Jul 12, 2026 | Paroles
Tanoran’i Jesosy Kristy no mandeha Mitory ny filazan-tsara Tsy sasatra e na lavitra aza no aleha Fa misy ilay mpikarakara Avia re ry olona Avia re izay noana Tanoran’i Jesosy Kristy no mandeha Mitory ny filazan-tsara Tanoran’i Jesosy Kristy no...
by Hira | Jul 5, 2026 | Paroles
Saotra dera laza no atolotro anao e Fa mahagaga loatra ny fitondranao Saotra dera laza no atolotro anao e Fa maminay loatra ny eo anilanao [x2] Ny anaranao mahery mahery mahery Mampandresy mandresy mandresy Fa velon-kira hira fiderana Ho Anao izahay Saotra dera laza...
by Hira | Jun 20, 2026 | Paroles
Ry Dada ô ! Ianao ry Dada tiana ‘Zay nahabe sy naha toy izao Ny fonay faly, feno fifaliana Maneho anio ny fiarahabana anao Ka ny andro anio dia androm-pifaliana Miavaka natokanay ho anao Fitiavana tsy lany hamamiana Ry Dada ô ! Isaoranay anao Ry Dada ô !...
by Hira | May 30, 2026 | Paroles
[Ens – Unisson] Ianao izay sasatra mikataska ny soa Mba hanamaivana ny zioganao Jesoa irery ihany no mahafa-po Manaiky hitondra izany ho anao [Ens – 3 voix] Ianao izay sasatra mikataska ny soa Mba hanamaivana ny zioganao Jesoa irery ihany no mahafa-po...
by Hira | May 30, 2026 | Paroles
Misaora misaora An’Andriamanintsika Ô ry firenena Ary asandrato koa Ny feo fiderana Azy Mba ho re Izay nampitoetra NY fanahintsika Amin’ny fiainana Feo1: Izay nampitoetra NY fanahintsika Amin’ny fiainana Ka tsy mba namela ireo Tongotsika koa...