MATOKY ANAO

Ry Tompo ô ! Ray Masina ao ambony Matoky aho f’Ianao no miantso ahy Ka tsy handà na hisalasala intsony Manaiky Anao, manaiky Anao Omeko Anao ny foko ka azony Ny aiko koa ny fiainako aty F’akaikinao ny saiko efa mitony Matoky Anao aho, matoky Anao Fa na tsy mendrika...

TSY MBA MISY REHAREHA

Toniny :  Tsy mba misy ekeko atao ho rehareha Afatsy Ianao Jesoa Kristy Fa nambabo anay tokoa ilay famindram-po Ankalazainay fa mahagaga ny anaranao Refrain 1 He faly sy tretika erÿ midera Anao Fa voababon’ilay fonao tia Indreto izahay ry Ray miaraka mihaiky hoe...

MISAOTRA ANAO (NOHO IANAO)

Noho Ianao nandray ahy ho zanakao Noho Ianao nanoritra ny lalako Hanara-dia an’i Jeso kristy malalako Ka nanokafanao ny mason’ny fanahiko Misaotra Anao aho (misaotra Anao aho) Misaotra Anao ry Andriamanitro Misaotra Anao aho ry Andriamanitro Noho Ianao efa nilaza...

JESOA ILAY TSY MIOVA

Refrain : Jesoa ilay tsy miova, anio sy rahatrizay Izy tia ahy sy tia anao Jesoa ilay tsy miova anio sy rahatrizay Izy tia ahy sy tia anao 1 – Tao an-tany karakaina nisy olo marobe Tsy mba nampodiana maina tao Jesosy nanome 2 – Na dia mofo kely aza tonga...

RE TOKOA NY ANTSO

Tonony : Re tokoa Ianao ry Tompo, miantso anay ho irakao Miantso anay mba ho mpanompo, izao ankehitriny izao Inty ny olonao ry Jesoa, manaiky izao ny ho mpanomponao Ka raiso ary ho eo akaikinao  Refrain : Saotra dera laza no atolotray ry Tompo Fa lehibe ny fitiavanao...