Misaora misaora
An’Andriamanintsika
Ô ry firenena
Ary asandrato koa
Ny feo fiderana Azy
Mba ho re
Izay nampitoetra
NY fanahintsika
Amin’ny fiainana
Feo1:
Izay nampitoetra
NY fanahintsika
Amin’ny fiainana
Ka tsy mba namela ireo
Tongotsika koa
Habgozohozo
Feo2&3 : Ah Ah Ah Ah
feon-kira
Fa efa nizaha toetra anay
Ianao Andriamanitra
Efa nanadio anay
Ka nahatonga anay
Ho tratry ny andro anio
Fa nitondra anay nivoaka
Ho amin’ny fitahiana
Mahatretrika
Feo1:
Fa nizaha toetra anay
Sy nanadio anay
Ka nampitoetra anay koa
Fa nitondra anay nivoaka
Ho amin’ny fitahiana
Mahatretrika
Feo2&3 : Ah Ah Ah Ah
Feo1:
Izay nampitoetra
NY fanahintsika
Amin’ny fiainana
Ka tsy mba namela ireo
Tongotsika koa
Habgozohozo
Feo2&3 : Ah Ah Ah Ah

