Izahay taninketsa mankalaza Anao ry Jesoa zoky
Miaraka amin’ny anjely maro izay mihoby Anao an-danitra ao
Na madinika aza izahay
Mankalaza Anao Jehovah RAy
Mendrika ho deraina ny anarano fa masina sy marina

Mba tolorinao ny fahendrena
Izahay madinikao Jesoa
Mba omeo ny famonjena mba hifikitra hatrany ao Aminao
Izahay taninketsa mankalaza Anao ry Jesoa zoky
Miaraka amin’ny anjely maro izay mihoby Anao an-danitra ao
Na madinika aza izahay
Mankalaza Anao Jehovah RAy
Mendrika ho deraina ny anarano fa masina sy marina
[x2] Izahay taninketsa mankalaza Anao ry Jesoa zoky