by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Unisson : Oh! Liberté !(3) ici bas Si je dois être un esclave Je préfère m’en aller Le Seigneur saura me libérer. Ens : Afaka aho !(3) Jeso ô ! Tamin’ny fatorako No nanavotanao ahy Hisaorako Ianao Tompo ô ! feon-kira Solo + Choeur Afakao aho !(3) Jeso ô !...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Tsy avelako Ianao Jesoa Ny hisaraka amiko Fa mamiko loatra ny eo an-tratranao Hiriko tokoa tokoa ny ho eo ankaikinao Ho safononoka hasambarana Ref : Mba raiso ny tànako Tantano aho Jesoa Fa vonona hiara-dia Aminao Jesosy tokiko, Jesosy mamiko Hiaraka Aminao Jesosy ô!...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Mba henoy ny feon’i JESOA Ry mpanota very ô! Atsaharo re ny ota ‘Zay mamery aina anao Jesoa Tompo no miantso anao Aoka tsy ho lavinao Dieny mbola re ny antso Manantona ianao V : Zao no tenin’ny Mpamojy, ‘zay lazainy aminao : L : “Manantona Ahy, Vonjy sy mpamela...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Fiaina-mamaky ny onja miavosa Ny dianay matoky tsy maintsy ho tody Ny herin-tafiotra tsy mahakanosa Fa arovan’ny Tompo, tantanany hody Refrain : Ny sambonay efa ho tody Tarihin’ilay Tompo be fitia Ö mamy dia mamy Ö mamy ny mody Ny sambonay efa ho tody Tsy ahoanay...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso Lehibe ny fitiavany anao ,anao Aterinao ny saotra,ny dera sy ny haja Mendrik’Azy izany Ka asandrato ny hira Haleloia Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso Lehibe ny fitiavany anao ,anao Haleloia,haleloia,ho an’I Kristy Jeso...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
1. Ho Anao Jeso ,ho Anao Atolotro ny fiainako Iriko ny ho Anao Ny sitrakao no harahiko Ekeo Tompo ô! Ekeo ho zandrinao Vonona aho na sarotr’aza Ny lalako hankao 2. Ho Anao Jeso ,ho Anao Hilaozako ‘zao rehetr’izao Diovy aho ho Anao Ny famonjena eo Aminao Ekeo Tompo ô!...