RE TOKOA NY ANTSO

Tonony : Re tokoa Ianao ry Tompo, miantso anay ho irakao Miantso anay mba ho mpanompo, izao ankehitriny izao Inty ny olonao ry Jesoa, manaiky izao ny ho mpanomponao Ka raiso ary ho eo akaikinao  Refrain : Saotra dera laza no atolotray ry Tompo Fa lehibe ny fitiavanao...

TON ESPRIT (POUR QUE LE JOUR)

Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh Pour que le jour qui se lève soit plus beau Pour que le ciel de nos rêves soit plus chaud (2è & 3è : oohhh ohhh ohhh) Et pour que la joie qui chante soit toujours dans notre vie (2è & 3è :...

RY FANAHY MASINA Ô

Ry Fanahy Masina ô, midina ety Areheto ao am-po, ny afonao Ka hazavao indray ny haizin’ny fo ‘Zay niainanay hatrizay Ry Fanahy Masina ô, midina ety Areheto ao am-po, ny afonao Ka hazavao indray ny haizin’ny fo ‘Zay niainanay hatrizay Ampaherezo...

TOMPO Ô! FANTATRAO

Tompo ô!(piano) Fa-nta-trao, (staccato) malemy tokoa ‘zao izao (piano) Nofo aman-drà fa tsy anjely, (mf) Tsy mendrika Anao(piano) ve-li-ve-ly. (staccato) Tompo ô! Fa-nta-trao, (staccato) ny ota ao anatiko ao; (piano) Loto mameno ny foko, (mf) ny fahalemen’ny finoako....

MIDERÀ AN’ I JEHOVAH

Miderà an’ i Jehovah Ry firenena rehetra Miderà an’ i Jehovah Ry fi-re-ne-na re-he-tra (piano staccato) Miderà, miderà(piano) Miderà an’ i Jehovah Ry firenena rehetra Miderà an’ i Jehovah Ry firenena rehetra Miderà an’ i Jehovah Ry fi-re-ne-na re-he-tra (piano...

HIDERA ANAO IZAHAY

1- Hidera Anao ‘zahay, hankalaza Anao tokoa Manerana izao tontolo izao (feo : staccato) Ny fitiavanao Jeso, Sy ny fandresenao ko-oa Resinao tokoa(2), ny fahafatesana Afaka ny fatotra, nangeja anay tety Afakao ny rofy namatotra anay Afaka ny fatotra, nangeja anay tety...