Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso
Lehibe ny fitiavany anao ,anao
Aterinao ny saotra,ny dera sy ny haja
Mendrik’Azy izany
Ka asandrato ny hira Haleloia
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso
Lehibe ny fitiavany anao ,anao
Haleloia,haleloia,ho an’I Kristy Jeso
Fa ny fahasoavany dia tsy mba misy fetra
Ka isaory ny anaran’I Jeso Kristy
F’izy no ‘lay Mpamonjy be fitia ,fitia
Tsy tambonao isaina,ny soa nomeny ho anao
Moa ianao misaina
Tsy ahatsiaro hidera sy hisaotra
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso
Lehibe ny fitiavany anao ,anao
Haleloia,haleloia,ho an’I Kristy Jeso
Fa ny fahasoavany dia tsy mba misy fetra
Ka isaory ny anaran’I Jeso Kristy
F’izy no ‘lay Mpamonjy be fitia ,fitia
Ny zavatry ny tany sy izao rehetr’izao
Tsy hahavonjy anao
Metez’indray handray ny Tompo
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso
Lehibe ny fitiavany anao ,anao
Haleloia,haleloia,ho an’I Kristy Jeso
Fa ny fahasoavany dia tsy mba misy fetra
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso
Lehibe ny fitiavany anao,anao
Ka isaory ny anaran’I Jeso Kristy
F’izy no ‘lay Mpamonjy be fitia ,fitia
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso
Lehibe ny fitiavany anao ,anao