HIDERA ANAO IZAHAY

1- Hidera Anao ‘zahay,
hankalaza Anao tokoa
Manerana izao tontolo izao (feo : staccato)
Ny fitiavanao Jeso,
Sy ny fandresenao ko-oa
Resinao tokoa(2), ny fahafatesana
Afaka ny fatotra, nangeja anay tety
Afakao ny rofy namatotra anay
Afaka ny fatotra, nangeja anay tety
Afakao ny rofy namatotra anay

2- Hidera Anao ‘zahay,
hankalaza Anao tokoa
Manerana izao tontolo izao (feo : staccato)
Ny fitiavanao ry Ray,
Sy ny fandresenao ko-oa
Voninahitra(2), anie ry Ray
No asandratray ho Anao, ho fiderana Anao
Fiderana sy hira no ventesinay
No asandratay ho Anao, ho fiderana Anao
Fiderana, fiderana

He hosanna no mendrika ho Anao(piano)