HO AVY KRISTY

Kristy dia ho avy indray Hitondra hazavana Omega sy Alfa Lehibe tokoa Tena ho avy Izy Miomàna re Handray ny fitsaràny Ry firenena (rehetra) Handray ny fitsarany Ry firenena   🎶🎶🎶   Jereo ilay tanàna Masina anie Nodiovin’ny Tompo Tamin’ny ràny...

OLON’AFAKA

[x2] Olon’afaka  ! izay mandray ny teny soa F’izy no nifidy ny anjara tsy ho lo Nomena azy ny famonjena Nomana azy ny fahendrena Nomena azy ny fifaliana Nomena azy tsy novidiana Fa Jesosy no Tompoina Izy irery no henoina Ka mandroso izy tsy mirona...

MATOKY ANAO

Ry Tompo ô ! Ray Masina ao ambony Matoky aho f’Ianao no miantso ahy Ka tsy handà na hisalasala intsony Manaiky Anao, manaiky Anao Omeko Anao ny foko ka azony Ny aiko koa ny fiainako aty F’akaikinao ny saiko efa mitony Matoky Anao aho, matoky Anao Fa na tsy mendrika...

TSY MBA MISY REHAREHA

Toniny :  Tsy mba misy ekeko atao ho rehareha Afatsy Ianao Jesoa Kristy Fa nambabo anay tokoa ilay famindram-po Ankalazainay fa mahagaga ny anaranao Refrain 1 He faly sy tretika erÿ midera Anao Fa voababon’ilay fonao tia Indreto izahay ry Ray miaraka mihaiky hoe...

MISAOTRA ANAO (NOHO IANAO)

Noho Ianao nandray ahy ho zanakao Noho Ianao nanoritra ny lalako Hanara-dia an’i Jeso kristy malalako Ka nanokafanao ny mason’ny fanahiko Misaotra Anao aho (misaotra Anao aho) Misaotra Anao ry Andriamanitro Misaotra Anao aho ry Andriamanitro Noho Ianao efa nilaza...

JESOA ILAY TSY MIOVA

Refrain : Jesoa ilay tsy miova, anio sy rahatrizay Izy tia ahy sy tia anao Jesoa ilay tsy miova anio sy rahatrizay Izy tia ahy sy tia anao 1 – Tao an-tany karakaina nisy olo marobe Tsy mba nampodiana maina tao Jesosy nanome 2 – Na dia mofo kely aza tonga...