RE TOKOA NY ANTSO

Tonony :
Re tokoa Ianao ry Tompo, miantso anay ho irakao
Miantso anay mba ho mpanompo, izao ankehitriny izao
Inty ny olonao ry Jesoa, manaiky izao ny ho mpanomponao
Ka raiso ary ho eo akaikinao

 Refrain :
Saotra dera laza no atolotray ry Tompo
Fa lehibe ny fitiavanao
Ka mandramaty ho tadidinay Jeso

Structure : Tonony – Refrainx2 – Feon-kira – Tonony – Refrainx2