HIRA HO AN’I DADA

Ry Dada ô ! Ianao ry Dada tiana ‘Zay nahabe sy naha toy izao Ny fonay faly, feno fifaliana Maneho anio ny fiarahabana anao Ka ny andro anio dia androm-pifaliana Miavaka natokanay ho anao Fitiavana tsy lany hamamiana Ry Dada ô ! Isaoranay anao Ry Dada ô !...

HIRAO HANAKO

1 – Hirao hanako eran-dranitra (x2) Ny haleloia sy ny hosana Ho an’i Kristy Tompo, Jesoa ‘Lay zanaky ny Avo Izay tonga hanavotra antsika Faingana ry mino Indro efa miandry anao Jesoa 2 – Fa sambatra izay mahatoky Anao (x2) Toloranao ny...

HAFALIANA

[x2] Hafaliana sy fiadanam-po No hameno ny fiainanao miaraka amin’i Jesoa Kristy Izy irery no azo antoka Fa hitondra anao ho amin’ny fiainan-tsambatra Ny fianina izay ela izay Rakotr’aizina izao tontolo izao Koa meteza hanova izany indray Miverana...

HO AVY KRISTY

Kristy dia ho avy indray Hitondra hazavana Omega sy Alfa Lehibe tokoa Tena ho avy Izy Miomàna re Handray ny fitsaràny Ry firenena (rehetra) Handray ny fitsarany Ry firenena   🎶🎶🎶   Jereo ilay tanàna Masina anie Nodiovin’ny Tompo Tamin’ny ràny...

HIDERA ANAO IZAHAY

1- Hidera Anao ‘zahay, hankalaza Anao tokoa Manerana izao tontolo izao (feo : staccato) Ny fitiavanao Jeso, Sy ny fandresenao ko-oa Resinao tokoa(2), ny fahafatesana Afaka ny fatotra, nangeja anay tety Afakao ny rofy namatotra anay Afaka ny fatotra, nangeja anay tety...