by Hira | May 4, 2025 | Paroles
1- Jesosy Tompo no mandefa antso re Valio haingana tanora marobe Fa ny tanora re no tena tiany Ka manatona ianao Isan’andininy: Mizora ry tanora o! Ka aza mba mihemotra Fa matokia re Jeso alohanao Mpitarika Hendry tokoa 2 – Vehivavy : Miantso mba hanao...
by Hira | May 4, 2025 | Paroles
1. Ny hanompo Anao hatrany Jeso ne mba tiako izao Na dia sarotra aza izany ‘Zaho tsy hiala Aminao Refrain : Ianao nitantana ahy Tamim-piadanana Ny foko sy fanahy Feno Fahasambarana 2. Reko ‘zao ny ansonao manao hoe : Ô avia ry ondriko Indro efa...
by Hira | Apr 13, 2025 | Paroles
1) Tompo iray, finoana iray No mampijoro antsika indray Asandratsika ho an’ny Ray Ny vavaka mampifandray REFRAIN : Ry Jeso tia, ampireheto Ny jiron’ny finoanay Anao Ampitomboy, ny taratry ny fitiavanay Anao 2) Hitory, ho an’ireo tsy mino No iraka sy asa atao Ny vavaka...
by Hira | Apr 13, 2025 | Paroles
Velona Jesosy resiny ny fahafatesana tsy nahatazona Azy tsy nahatazona ny fasana fa ny heriny dia mahagaga tsy takatry ny sainao velona Jesosy tsy miova omaly anio mandrakizay Ao sokafy ny fo andrandrao ny maso asandrato ny feo hiderana azy fa Izy no Mpanjakan’ny hery...