Velona Jesosy
resiny ny fahafatesana
tsy nahatazona Azy
tsy nahatazona ny fasana
fa ny heriny dia
mahagaga tsy takatry ny sainao
velona Jesosy
tsy miova omaly anio mandrakizay
Ao sokafy ny fo
andrandrao ny maso
asandrato ny feo
hiderana azy
fa Izy no Mpanjakan’ny
hery rehetra miasa
ary koa Mpandresy
izay fahavalo ety

