NY FANAHINAO JESO

Jeso ny fanirianay anio (ny hitoetr’eo Aminao) Na aiza n’aiz’izay alehanay (Ka ny Fanahimasi)-nao no hitari-dalana ny dia Amin’izay lalan-kizoranay Jeso ny fanirianay anio (ny hitoetr’eo Aminao) Na aiza n’aiz’izay alehanay (Ka ny Fanahimasi)-nao no hitari-dalana ny...

ANAO AVOKOA

1 – Anao avokoa ry Ray izao rehetr’izao Indraim-bava no teny namoronanao Anao avokoa ry Ray ny olona rehetra Samy efa noharinao tahaka ny endrikao Anao izao tontolo izao Kanefa tsy bodoinao Anao avokoa ny olona Kanefa ampanjakanao Anao avokoa ry Ray izao...

JESOSY TOMPO NO MANDEFA ANTSO

1- Jesosy Tompo no mandefa antso re Valio haingana tanora marobe Fa ny tanora re no tena tiany Ka manatona ianao Isan’andininy: Mizora ry tanora o! Ka aza mba mihemotra Fa matokia re Jeso alohanao Mpitarika Hendry tokoa 2 – Vehivavy :  Miantso mba hanao...

NY HANOMPO

1. Ny hanompo Anao hatrany Jeso ne mba tiako izao Na dia sarotra aza izany ‘Zaho tsy hiala Aminao Refrain : Ianao nitantana ahy Tamim-piadanana Ny foko sy fanahy Feno Fahasambarana   2. Reko ‘zao ny ansonao manao hoe : Ô avia ry ondriko Indro efa...

AMPITOMBOY

1) Tompo iray, finoana iray No mampijoro antsika indray Asandratsika ho an’ny Ray Ny vavaka mampifandray REFRAIN : Ry Jeso tia, ampireheto Ny jiron’ny finoanay Anao Ampitomboy, ny taratry ny fitiavanay Anao 2) Hitory, ho an’ireo tsy mino No iraka sy asa atao Ny vavaka...