MISAORA MISAORA

Misaora misaora An’Andriamanintsika Ô ry firenena Ary asandrato koa Ny feo fiderana Azy Mba ho re Izay nampitoetra NY fanahintsika Amin’ny fiainana Feo1: Izay nampitoetra NY fanahintsika Amin’ny fiainana Ka tsy mba namela ireo Tongotsika koa...

MATOKY ANAO

Ry Tompo ô ! Ray Masina ao ambony Matoky aho f’Ianao no miantso ahy Ka tsy handà na hisalasala intsony Manaiky Anao, manaiky Anao Omeko Anao ny foko ka azony Ny aiko koa ny fiainako aty F’akaikinao ny saiko efa mitony Matoky Anao aho, matoky Anao Fa na tsy mendrika...

MISAOTRA ANAO (NOHO IANAO)

Noho Ianao nandray ahy ho zanakao Noho Ianao nanoritra ny lalako Hanara-dia an’i Jeso kristy malalako Ka nanokafanao ny mason’ny fanahiko Misaotra Anao aho (misaotra Anao aho) Misaotra Anao ry Andriamanitro Misaotra Anao aho ry Andriamanitro Noho Ianao efa nilaza...

MIDERÀ AN’ I JEHOVAH

Miderà an’ i Jehovah Ry firenena rehetra Miderà an’ i Jehovah Ry fi-re-ne-na re-he-tra (piano staccato) Miderà, miderà(piano) Miderà an’ i Jehovah Ry firenena rehetra Miderà an’ i Jehovah Ry firenena rehetra Miderà an’ i Jehovah Ry fi-re-ne-na re-he-tra (piano...

MBA HENOY

Mba henoy ny feon’i JESOA Ry mpanota very ô! Atsaharo re ny ota ‘Zay mamery aina anao Jesoa Tompo no miantso anao Aoka tsy ho lavinao Dieny mbola re ny antso Manantona ianao V : Zao no tenin’ny Mpamojy, ‘zay lazainy aminao : L : “Manantona Ahy, Vonjy sy mpamela...