JESOA ILAY TSY MIOVA

Refrain : Jesoa ilay tsy miova, anio sy rahatrizay Izy tia ahy sy tia anao Jesoa ilay tsy miova anio sy rahatrizay Izy tia ahy sy tia anao 1 – Tao an-tany karakaina nisy olo marobe Tsy mba nampodiana maina tao Jesosy nanome 2 – Na dia mofo kely aza tonga...

JESO MALALA

1. Jeso malala,Mpamonjy soa Mba tantano hanaraka Anao Fa ondry nania,manary ny soa Aza avela hiala Aminao Jeso malala,Mpamonjy soa Mba tantano hanaraka Anao Fa ondry nania,manary ny soa Aza avela hiala Aminao Fa na inona loza mety hanjo Na ho sarotra ny làlana alehako...

JESOSY TOMPO NO MANDEFA ANTSO

1- Jesosy Tompo no mandefa antso re Valio haingana tanora marobe Fa ny tanora re no tena tiany Ka manatona ianao Isan’andininy: Mizora ry tanora o! Ka aza mba mihemotra Fa matokia re Jeso alohanao Mpitarika Hendry tokoa 2 – Vehivavy :  Miantso mba hanao...