ANAO AVOKOA

1 – Anao avokoa ry Ray izao rehetr’izao Indraim-bava no teny namoronanao Anao avokoa ry Ray ny olona rehetra Samy efa noharinao tahaka ny endrikao Anao izao tontolo izao Kanefa tsy bodoinao Anao avokoa ny olona Kanefa ampanjakanao Anao avokoa ry Ray izao...

AMPITOMBOY

1) Tompo iray, finoana iray No mampijoro antsika indray Asandratsika ho an’ny Ray Ny vavaka mampifandray REFRAIN : Ry Jeso tia, ampireheto Ny jiron’ny finoanay Anao Ampitomboy, ny taratry ny fitiavanay Anao 2) Hitory, ho an’ireo tsy mino No iraka sy asa atao Ny vavaka...