AHY JESOSY

Tsy haiko na maro ireo misaina toa ahy Raha mandinika ny tontolo ety Toa hanjakan’ny haizina Ka ny marina indray no miafy Indraindray aza aho , dia solafaka mihintsy Mialona ireo mpanao ratsy Hanome tsiny anao ry Ray Hifonako eto izany Fiverenena Ry foko tomany ,...

AMPITOMBOY

Tompo iray, finoana iray No mampijoro antsika indray Asandratsika ho an’ny Ray Ny vavaka mampifandray Ry Jesoa tia, ampireheto Ny jiron’ny finoanay Anao Ampitomboy, Ho taratry ny fitiavanay Anao Hitory ho an’ireo tsy mino No hiraka sy asa atao Ny...

AMEN

Tompo ô (Tompo ô) Amen (Amen) Tompo ô (Tompo ô) Amen (Amen) Amen (x12) Ho Anao atolotray, ô ry Tompo raisonao Izay anananay anarano fo izao Ny ho velona aminao no fanirianay Ka raiso anjakao, ô ry Tompo tia anay Amen (x12) Ny ho eo akaikinao, hanao ny sitrakao Izay no...

AFAKA AHO ! (ÔH ! LIBERTE !)

Unisson : Oh! Liberté !(3) ici bas Si je dois être un esclave Je préfère m’en aller Le Seigneur saura me libérer. Ens : Afaka aho !(3) Jeso ô ! Tamin’ny fatorako No nanavotanao ahy Hisaorako Ianao Tompo ô ! feon-kira  Solo + Choeur Afakao aho !(3) Jeso ô !...

ASANDRATO

STRUCTURE : A- A – B – C – D – Feon-kira – A – B – C – D – D A. Asandrato avy ao am-po Ny feo hidera ny TOMPO, F’ Azy irery ihany anie Ny voninahi-dehibe B.Aoka ary isika,hanao mozika, Hihira hoe:Haleloia C....