by Hira | Apr 13, 2025 | Paroles
Velona Jesosy resiny ny fahafatesana tsy nahatazona Azy tsy nahatazona ny fasana fa ny heriny dia mahagaga tsy takatry ny sainao velona Jesosy tsy miova omaly anio mandrakizay Ao sokafy ny fo andrandrao ny maso asandrato ny feo hiderana azy fa Izy no Mpanjakan’ny hery...