by Hira | Jul 12, 2026 | Paroles
Tanoran’i Jesosy Kristy no mandeha Mitory ny filazan-tsara Tsy sasatra e na lavitra aza no aleha Fa misy ilay mpikarakara Avia re ry olona Avia re izay noana Tanoran’i Jesosy Kristy no mandeha Mitory ny filazan-tsara Tanoran’i Jesosy Kristy no...
by Hira | Jul 26, 2025 | Paroles
Toniny : Tsy mba misy ekeko atao ho rehareha Afatsy Ianao Jesoa Kristy Fa nambabo anay tokoa ilay famindram-po Ankalazainay fa mahagaga ny anaranao Refrain 1 He faly sy tretika erÿ midera Anao Fa voababon’ilay fonao tia Indreto izahay ry Ray miaraka mihaiky hoe...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh Ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh ouh Pour que le jour qui se lève soit plus beau Pour que le ciel de nos rêves soit plus chaud (2è & 3è : oohhh ohhh ohhh) Et pour que la joie qui chante soit toujours dans notre vie (2è & 3è :...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Tompo ô!(piano) Fa-nta-trao, (staccato) malemy tokoa ‘zao izao (piano) Nofo aman-drà fa tsy anjely, (mf) Tsy mendrika Anao(piano) ve-li-ve-ly. (staccato) Tompo ô! Fa-nta-trao, (staccato) ny ota ao anatiko ao; (piano) Loto mameno ny foko, (mf) ny fahalemen’ny finoako....
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Tsy avelako Ianao Jesoa Ny hisaraka amiko Fa mamiko loatra ny eo an-tratranao Hiriko tokoa tokoa ny ho eo ankaikinao Ho safononoka hasambarana Ref : Mba raiso ny tànako Tantano aho Jesoa Fa vonona hiara-dia Aminao Jesosy tokiko, Jesosy mamiko Hiaraka Aminao Jesosy ô!...