by Hira | Jul 12, 2025 | Paroles
Tonony : Re tokoa Ianao ry Tompo, miantso anay ho irakao Miantso anay mba ho mpanompo, izao ankehitriny izao Inty ny olonao ry Jesoa, manaiky izao ny ho mpanomponao Ka raiso ary ho eo akaikinao Refrain : Saotra dera laza no atolotray ry Tompo Fa lehibe ny fitiavanao...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Ry Fanahy Masina ô, midina ety Areheto ao am-po, ny afonao Ka hazavao indray ny haizin’ny fo ‘Zay niainanay hatrizay Ry Fanahy Masina ô, midina ety Areheto ao am-po, ny afonao Ka hazavao indray ny haizin’ny fo ‘Zay niainanay hatrizay Ampaherezo...