by Hira | Jul 5, 2026 | Paroles
Saotra dera laza no atolotro anao e Fa mahagaga loatra ny fitondranao Saotra dera laza no atolotro anao e Fa maminay loatra ny eo anilanao [x2] Ny anaranao mahery mahery mahery Mampandresy mandresy mandresy Fa velon-kira hira fiderana Ho Anao izahay Saotra dera laza...
by Hira | Jun 20, 2026 | Uncategorized
[STRUCTURE : Pam – Solo – Refrain – feon-kira – Pam – Solo – Refrainx2 – ouuu] Pam pam pam Pam pam pam Ho zakaiko irery ny entako eto anoloana Mandrapiantson’ny Ray ahy handray Ilay tany mazava sy mamiratra lava Honina...
by Hira | Jul 12, 2025 | Paroles
Noho Ianao nandray ahy ho zanakao Noho Ianao nanoritra ny lalako Hanara-dia an’i Jeso kristy malalako Ka nanokafanao ny mason’ny fanahiko Misaotra Anao aho (misaotra Anao aho) Misaotra Anao ry Andriamanitro Misaotra Anao aho ry Andriamanitro Noho Ianao efa nilaza...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso Lehibe ny fitiavany anao ,anao Aterinao ny saotra,ny dera sy ny haja Mendrik’Azy izany Ka asandrato ny hira Haleloia Ny Hosana no venteso ho an’I Kristy Jeso Lehibe ny fitiavany anao ,anao Haleloia,haleloia,ho an’I Kristy Jeso...
by Hira | Jun 1, 2025 | Paroles
Jeso ny fanirianay anio (ny hitoetr’eo Aminao) Na aiza n’aiz’izay alehanay (Ka ny Fanahimasi)-nao no hitari-dalana ny dia Amin’izay lalan-kizoranay Jeso ny fanirianay anio (ny hitoetr’eo Aminao) Na aiza n’aiz’izay alehanay (Ka ny Fanahimasi)-nao no hitari-dalana ny...