FITIAVAN’I NENY

STRUCTURE : And1(x 2) – Refrain – Feon-kira – And2 – Refrain (x2) Andininy 1: Fitiavan’i Neny Dia fitiavana tsara Tsy aritro mantsy Ka tiako ambara Fonosin’ny heviny Ilay fahendreny Ka tratrany hatrany Izay zava-kendreny...

FIAINA-MAMAKY NY ONJA

Fiaina-mamaky ny onja miavosa Ny dianay matoky tsy maintsy ho tody Ny herin-tafiotra tsy mahakanosa Fa arovan’ny Tompo, tantanany hody Refrain :  Ny sambonay efa ho tody Tarihin’ilay Tompo be fitia Ö mamy dia mamy Ö mamy ny mody Ny sambonay efa ho tody Tsy ahoanay...