Ireo Biraon’ny A.M.Taninketsa
Ny Birao no tompon’andraikitra voalohany. Mamolavola ny soritr’asa sy ny fandaharam-potoan’ny Fikambanana,
ary mamolavola ny raharaha fitaizana sy fampandrosoana no sahaniny
FILOHA
RAFARALAHIMANGA
Maminiaina N
FILOHA MPANAMPY
RAKOTOMAHARO
Nampoina
MPITANTSORATRA
RANDRIATSARAFARA
Riantsoa
MPITAHIRY VOLA
RADAFIARIMANANA
Harry Jeanson
MPITANTSORATRY NY VOLA
RAMANANJATO
Sitrakiniaina Prisca
MPANOLOTSAINA
RAKOTONIRINA
Tsinjo Maminiaina
MPANOLOTSAINA
ARSENE
Rahasiarivelo Arcia
Rahasiarivelo Arcia
Ireo Birao teo aloha nifandimby nintanana ny A.M.Taninketsa
Isaorana ny Tompo nanome ireo mpanompony ireo izay nanao ny aina tsy ho zavatra, tsy nitandro hasasarana,
nikendry mandrakariva izay hampandroso ny fitoriana ny Filazantsara.









