TOMPO Ô! FANTATRAO

Tompo ô!(piano) Fa-nta-trao, (staccato)
malemy tokoa ‘zao izao (piano)
Nofo aman-drà fa tsy anjely, (mf)
Tsy mendrika Anao(piano) ve-li-ve-ly. (staccato)
Tompo ô! Fa-nta-trao, (staccato)
ny ota ao anatiko ao; (piano)
Loto mameno ny foko, (mf)
ny fahalemen’ny finoako. (mf)

Tompo ô!(piano) Fa-nta-trao, (staccato)
malemy tokoa ‘zao izao (piano)
Nofo aman-drà fa tsy anjely, (mf)
Tsy mendrika Anao(piano) ve-li-ve-ly. (staccato)
Tompo ô! Fa-nta-trao, (staccato)
ny ota ao anatiko ao; (piano)
Loto mameno ny foko, (mf)
ny fahalemen’ny finoako. (mf)

Kanefa Tompo ô!(mf)
Kanefa Tompo ô!(f)
Ny Fanahinao manazava, (piano)
ny ta-ho-tro hi-sa-va (staccato)
Nomenao fahasoavana(mf),
norasinao ho Havana(f)
Ny Teninao no toky ho ahy(mf)
mi-ta-ri-ka ahy ho sa-hy.(staccato)

Hanatona Anao(mf) , hanandratra Anao (f)
Hanara-dia Anao hatramin’izao. (mf)

Ô! Diovy! Hamarino! Hamasino aho Amen! (f)
Ô! Diovy! Hamarino! Hamasino aho A-ME-N! (f)

**Piano: Mora /Mf : Antonony / f : Mafy **