MIDERÀ AN’ I JEHOVAH

Miderà an’ i Jehovah
Ry firenena rehetra
Miderà an’ i Jehovah
Ry fi-re-ne-na re-he-tra (piano staccato)
Miderà, miderà(piano)
Miderà an’ i Jehovah
Ry firenena rehetra

Miderà an’ i Jehovah
Ry firenena rehetra
Miderà an’ i Jehovah
Ry fi-re-ne-na re-he-tra (piano staccato)
Miderà, miderà(piano)
Miderà an’ i Jehovah
Ry firenena rehetra

Miderà, miderà, miderà, miderà, miderà.
Miderà ry olona(piano), miderà ry olona(Mf)
Miderà an’i Jehovah ry firenena(f)

Fa lehibe ny famindram-pony
Fa lehibe ny famindram-pony
Ha-le-lo-ia, ary mandrakizay haleloia, haleloia!
Ary mandrakizay ny famindram-pon’i Je-ho-vah !

Miderà, miderà, miderà, miderà, miderà.
Miderà ry olona, miderà ry olona
Miderà an’i Jehovah ry firenena

Fa lehibe ny famindram-pony
Fa lehibe ny famindram-pony
Ha-le-lo-ia, ary mandrakizay haleloia, haleloia!
Ary mandrakizay ny famindram-pon’i Je-ho-vah !

Haleloia! Haleloia!
Haleloia! Miderà an’I Jehovah ry firenena
Haleloia!

Haleloia! Haleloia!
Haleloia! Miderà an’I Jehovah ry firenena
HALELOIA!

** Piano staccato : mitsatotsatoka mora / Piano : Mora / Mf : Antonony / f : Mafy **