1. Jeso malala,Mpamonjy soa
Mba tantano hanaraka Anao
Fa ondry nania,manary ny soa
Aza avela hiala Aminao
Jeso malala,Mpamonjy soa
Mba tantano hanaraka Anao
Fa ondry nania,manary ny soa
Aza avela hiala Aminao
Fa na inona loza mety hanjo
Na ho sarotra ny làlana alehako izao
Ianao no aroko
2. Na sarotra aza,ny diako izao
Hianao andry itokiako
Ireo devoly,izay manangoly
Tsy afaka hamatotra intsony
Na sarotra aza,ny diako izao
Hianao andry itokiako
Ireo devoly,izay manangoly
Tsy afaka hamatotra intsony
Asehoy ry Jeso fa Mpamonjy Ianao
‘Zaho vonona izao,ny hanara-dia Anao
Ö!avia Jeso tia
3. Jeso malala,Mpamonjy soa
Mba tantano hanaraka Anao
Fa ondry nania,manary ny soa
Aza avela hiala Aminao
Jeso malala,Mpamonjy soa
Mba tantano hanaraka Anao
Fa ondry nania,manary ny soa
Aza avela hiala Aminao
Fa na inona loza mety hanjo
Na ho sarotra ny làlana alehako izao
Ianao no aroko

