NY FANAHINAO JESO

Jeso ny fanirianay anio (ny hitoetr’eo Aminao)
Na aiza n’aiz’izay alehanay
(Ka ny Fanahimasi)-nao no hitari-dalana ny dia
Amin’izay lalan-kizoranay

Jeso ny fanirianay anio (ny hitoetr’eo Aminao)
Na aiza n’aiz’izay alehanay
(Ka ny Fanahimasi)-nao no hitari-dalana ny dia
Amin’izay lalan-kizoranay

Maro fahavalo(ou! ou !ou !)sy ny fakampanahy koa
(Kanefa) Toky no nomenao fa ny famonjena no fiarovana

Maro fahavalo(ou! ou !ou !)sy ny fakampanahy koa
(Kanefa) Toky no nomenao fa ny famonjena no fiarovana

Ny fanahinao,ny fanahinao!
‘Zay omenao anay ho mpitarika ny dianay
(Raha mbol’eo aminao)io no herinay,
(Sy jiron)’ny fiainanay
Ka na inona hamandrika ny lalanay (ho lefy)
Fa ny Tomponay mijery anay mitantana
(Ny dia tsy ho solafa)-ka ho mandrakizay
Ny fanahinao,ny fanahinao!
‘Zay omenao anay ho mpitarika ny dianay
(Raha mbol’eo aminao)io no herinay,
(Sy jiron)’ny fiainanay
Ka na inona hamandrika ny lalanay (ho lefy)
Fa ny Tomponay mijery anay mitantana
(Ny dia tsy ho solafa)-ka ho ma ndra ki zay.