NY ANARANAO MAHERY

Saotra dera laza no atolotro anao e
Fa mahagaga loatra ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao e
Fa maminay loatra ny eo anilanao

[x2] Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay

Saotra dera laza no atolotro anao e
Fa mahagaga loatra ny fitondranao
Saotra dera laza no atolotro anao e
Fa maminay loatra nyn eo anilanao

[x2] Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay

Mahery mandresy, mahery mandresy

[x4] Ny anaranao mahery mahery mahery
Mampandresy mandresy mandresy
Fa velon-kira hira fiderana
Ho Anao izahay (3)