AMEN

Tompo ô (Tompo ô)
Amen (Amen)
Tompo ô (Tompo ô)
Amen (Amen)

Amen (x12)

Ho Anao atolotray, ô ry Tompo raisonao
Izay anananay anarano fo izao
Ny ho velona aminao no fanirianay
Ka raiso anjakao, ô ry Tompo tia anay

Amen (x12)

Ny ho eo akaikinao, hanao ny sitrakao
Izay no fahasambarana
Ho Anao dia ho Anao tokoa
Ny tena sy ny fo, ho Anao mandrakizay
Haleloia ! halaeloia !
Amen, amen ! Haleloia

Amen (x12)

Ho Anao atolotray, ô ry Tompo raisonao
Izay anananay anarano fo izao
Ny ho velona aminao no fanirianay
Ka raiso anjakao, ô ry Tompo tia anay

Amen (x3) ! Amen (x3) (P)
Amen (x3) ! Amen (x3) (P)

Ny ho eo akaikinao, hanao ny sitrakao
Izay no fahasambarana
Ho Anao dia ho Anao tokoa
Ny tena sy ny fo, ho Anao mandrakizay
Haleloia ! halaeloia !
Amen, amen ! Haleloia

Amen (x3) ! Amen (x3) (P)
Amen (x3) ! Amen (x3) (P)

Tompo ô (Tompo ô)
Amen (Amen)
Tompo ô (Tompo ô)
Amen (Amen)
Tompo ô (Tompo ô)
Amen (Amen)