Toniny :
Tsy mba misy ekeko atao ho rehareha
Afatsy Ianao Jesoa Kristy
Fa nambabo anay tokoa ilay famindram-po
Ankalazainay fa mahagaga ny anaranao
Refrain 1
He faly sy tretika erÿ midera Anao
Fa voababon’ilay fonao tia
Indreto izahay ry Ray miaraka mihaiky hoe
Jesoa re no Tompo tsitoha, anjara soa
Refrain 2
He faly sy tretika erÿ midera Anao
Fa voababon’ilay fonao tia
Indreto izahay ry Ray miaraka mihaiky hoe
Jesoa re no Tompo tsitoha, anjara soa
Ianao re no Tompo tsitoha anjara soa
Structure : Tonony – Refrain1 – Tonony – Refrain 1 – Refrain 2

