SYNODAM-PARITANY ANTANANARIVO ANDREFANA
FJKM SALEMA VAOVAO 67HA
ANTOKO MPIHIRA
TANINKETSA
FIADANANA !
“Hotahina ianao, raha miditra; ary hotahina ianao, raha mivoaka.” (Deo 28,6)
Am-pifaliana no iarahabanay sy andraisanay anao eto amin’ity tahalan-tserasera ity.
Misaotra ny Tompo mandrakariva isika ny amin’ny zavatra rehetra, isaorana IZY nanome antsika izao sehatra izao afahantsika :
- – mandrakitra sy mitahiry ireo sangan’asa sy hira, rakin-tsary sy ireo asa sy fandaminana samihafa
- – mampahafantatra ihany koa ireo fandaharam-potoana isan-karazany
- – fa indrindra, ho entina hampandroso ny fitoriana ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy Tompontsika
Mirary anao hitombo finoana hatrany. SOLI DEO GLORIA !
Ny Antoko Mpihira TANINKETSA dia Fikambanana velona iray ato amin’ny FJKM SALEMA VAOVAO 67Ha, naorina tamin’ny taona 1994.
Natao ho an’ny sokajin-taona rehetra fa indrindra ireo ankizy sy tanora Sehatra natao

